Ny Afaka

Na zovy na zovy no tsy mitondra ny hazo fijaliana ka tsy manaraka Ahy, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy. Lioka 14-27
MAMPADININTENA ANTSIKA NY TENIN'ANDRIAMANITRA eo @fiainanao mety isan'ireo manana hazo fijaliana ve ianao ka iarahanao mizaka @ilay nahary anao? sa mande ho azy toa tsisy sakana ny fiainanao no sady tsy manana ahiahy fa mande ho azy?